2 Kings 15:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy fa tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, fa tsy niala tamin’ny fahotan’i Jerôbôama zanak’i Nabata izay nampanota an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy, satria tsy nialany ny fahotana izay nitarihan’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata ireo Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy fa tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely.