2 Kings 15:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao tetika fikomiana tamin’i Peka, zanak’i Remalia, i Hosea, zanak’i Elaha, dia namely azy ho faty ka nanjaka nandimby azy tamin’ny taona faharoapolo nanjakan’i Jotama, zanak’i Ozia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikomy tamin’i Faseà zana-dRomeliasa, i Osea zanak’i Elà, ka namono nahafaty azy, ary nanjaka nandimby azy, tamin’ny faha-20 taona nanjakan’i Joatama zanak’i Oziasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nikomy tamin’i Peka zanakalahin’i Remalià i Hôsea zanakalahin’i Elà ka nahafaty azy; ary nanjaka nandimby azy izy tamin’ny taona faharoapolo nanjakan’i Jôtama zanakalahin’i Hozià.
Malagasy Bible 1865
Ary Hosea, zanak'i Elaha, nikomy tamin'i Peta, Zanak'i Remalia, dia namely azy ho faty ka nanjaka nandimby azy tamin'ny taona faharoa-polo nanjakan'i Jotama, zanak'i Ozia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao tetika fikomiana tamin’i Peka, zanak’i Remalia, i Hosea, zanak’i Elaha, dia namely azy ho faty ka nanjaka nandimby azy tamin’ny taona faharoapolo nanjakan’i Jotama, zanak’i Ozia.
malagasy
Ary Hosea, zanak'i Elaha, nikomy tamin'i Peta, Zanak'i Remalia, dia namely azy ho faty ka nanjaka nandimby azy tamin'ny taona faharoa-polo nanjakan'i Jotama, zanak'i Ozia.