2 Kings 15:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby roapolo taona izy raha nanomboka nanjaka, ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Jerosa, zanakavavin’i Zadoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
25 taona izy fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany, tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Jerosà, zanak’i Sadaoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 25 taona izy fony nanjaka; ary naharitra 16 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Jerosà zanakavavin’i Tsadôka.
Malagasy Bible 1865
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin'i Zadoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby roapolo taona izy raha nanomboka nanjaka, ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Jerosa, zanakavavin’i Zadoka.
malagasy
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin'i Zadoka.