2 Kings 15:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy; tahaka izay rehetra nataon’i Ozia rainy no nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay mahitsy teo imason’i Iaveh izy, sahala tsara ny nataon’izy sy i Oziasa rainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôtama, tahaka izay rehetra nataon’i Hozià rainy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy; tahaka izay rehetra nataon'i Ozia rainy no nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy; tahaka izay rehetra nataon’i Ozia rainy no nataony.
malagasy
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy; tahaka izay rehetra nataon'i Ozia rainy no nataony.