2 Kings 15:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany NY TOMPO dia nanomboka naniraka an’i Rezina, mpanjakan’i Arama, sy i Peka, zanak’i Remalia, hanafika an’i Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanomboka tamin’izany andro izany ny nampandehanan’i Iaveh an’i Rasôna mpanjakan’i Siria sy i Faseà zana-dRomeliasa hanafika an’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro nanjakan’i Jôtama no nanombohan’ny TOMPO nandefa an’i Retsina mpanjakan’i Siria sy i Peka mpanjakan’i Israely hanafika an’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro Izany no vao nampandehanan'i Jehovah an'i Rezina, mpanjakan'i Syria, sy Peka, zanak'i Remalia, hanafika an'i Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany NY TOMPO dia nanomboka naniraka an’i Rezina, mpanjakan’i Arama, sy i Peka, zanak’i Remalia, hanafika an’i Joda.
malagasy
Tamin'izany andro Izany no vao nampandehanan'i Jehovah an'i Rezina, mpanjakan'i Syria, sy Peka, zanak'i Remalia, hanafika an'i Joda.Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.