2 Kings 15:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Jotama ka nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy; i Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Joatama ka nalevina tao an-tanànan’i Davida rainy, ao amin’ny razany. I Akaza zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Jôtama, dia nalevina tao amin’ny fasam-pianakaviany tao an- Tanànan’i Davida; ary i Ahaza zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Jotama ka nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy; i Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.