2 Kings 15:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ny toerana fanaovana sorona dia tsy mba noravana; fa mbola namono zavatra ho fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona ihany ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitoerana avo anefa mbola tsy foana; notohizin’ny vahoaka ny fanaterana sorona aman-java-manitra teny amin’ny fitoerana avo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa tsy mba nofoanany ny toeram-panasinana, ka mbola nanao sorona sy nandoro azy hanetona teny ihany ny olona.
Malagasy Bible 1865
kanefa ny fitoerana avo tsy mba noravana; fa mbola namono zavatra hatao fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo ihany ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ny toerana fanaovana sorona dia tsy mba noravana; fa mbola namono zavatra ho fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona ihany ny olona.
malagasy
kanefa ny fitoerana avo tsy mba noravana; fa mbola namono zavatra hatao fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo ihany ny olona.