2 Kings 15:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nikapoka ny mpanjaka NY TOMPO ka boka mandra-pahafatiny izy ary nitoetra tao amin’ny trano mitokana izy. I Jotama, zanaky ny mpanjaka, no nanapaka tao an-dapa sy nitondra ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh namely ny mpanjaka, ka boka hatramin’ny andro nahafatesany izy, ka nitoetra tamin’ny trano manirery. Fa i Joatama zanaky ny mpanjaka no nanapaka tao an-trano sy nitsara ny vahoaka tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namely ny mpanjaka tamin’ny aretina ny TOMPO; ka tonga boka mandra-pahafatiny izy ary voatery nitoka-monina tao amin’ny trano anankiray. Ka dia i Jôtama, zanany lahy sady efa mpifehy ny tao an-dapa no nitondra ny tany sy ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah namely ny mpanjaka, ka dia boka mandra-pahafatiny izy ka nitoetra tao an-trano nitokana. Ary Jotama, zanakalahin'ny mpanjaka, no nanapaka tao an-dapa sy nitsara ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nikapoka ny mpanjaka NY TOMPO ka boka mandra-pahafatiny izy ary nitoetra tao amin’ny trano mitokana izy. I Jotama, zanaky ny mpanjaka, no nanapaka tao an-dapa sy nitondra ny vahoaka.
malagasy
Ary Jehovah namely ny mpanjaka, ka dia boka mandra-pahafatiny izy ka nitoetra tao an-trano nitokana. Ary Jotama, zanakalahin'ny mpanjaka, no nanapaka tao an-dapa sy nitsara ny vahoaka.