2 Kings 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Azaria ka nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Azariasa, ka nalevina tao amin’ny razany, ao an-tanànan’i Davida. I Joatama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Hazarià, dia nalevina tao amin’ny fasam-pianakaviany tao an- Tanànan’i Davida; ary i Jôtama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Azaria dia lasa nodimandry any amin'ny razany, ka nalevina tao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida izy; ary Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Azaria ka nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Azaria dia lasa nodimandry any amin'ny razany, ka nalevina tao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida izy; ary Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.