2 Kings 15:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahavalo amby telopolo nanjakan’i Azaria, mpanjakan’ny Joda, no nanjakan’i Zakaria, zanak’i Jeroboama, tamin’ny Israely, ary nanjaka enim-bolana tao Samaria izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-38 nanjakan’i Azariasa mpanjakan’i Jodà no vao nanjaka tamin’i Israely tao Samaria kosa i Zakariasa zanak’i Jerôbôama. Enim-bolana no nanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-38 nanjakan’i Hazarià tamin’i Joda no tonga mpanjakan’i Israely tao Samaria i Zakarià zanakalahin’i Jerôbohama; ary enim-bolana ihany no nanjakany tao.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona fahavalo amby telo-polo nanjakan'i Azaria, mpanjakan'ny Joda, no nanjakan'i Zakaria, zanak'i Jeroboama, tamin'ny Isiraely, ary nanjaka enim-bolana tao Samaria izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahavalo amby telopolo nanjakan’i Azaria, mpanjakan’ny Joda, no nanjakan’i Zakaria, zanak’i Jeroboama, tamin’ny Israely, ary nanjaka enim-bolana tao Samaria izy.
malagasy
Tamin'ny taona fahavalo amby telo-polo nanjakan'i Azaria, mpanjakan'ny Joda, no nanjakan'i Zakaria, zanak'i Jeroboama, tamin'ny Isiraely, ary nanjaka enim-bolana tao Samaria izy.