2 Kings 15:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO tahaka ny nataon’ny razany izy; tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh toy ny nataon’ny razany izy, fa tsy niala tamin’ny fahotan’i Jerôbôama zanak’i Nabata izay nampanota an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO tahaka ny nataon’ireo razany izy, satria tsy nialany ny fahotana izay nitarihan’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata ireo Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'ny razany izy, fa tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, Izay nampanotany ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO tahaka ny nataon’ny razany izy; tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely izy.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'ny razany izy, fa tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, Izay nampanotany ny Isiraely.