2 Kings 16:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahafito amby folo nanjakan’i Peka, zanak’i Remalia, no nanomboka nanjaka i Ahaza, zanak’i Jotama, mpanjakan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-17 nanjakan’i Faseà zana-dRomeliasa no vao nanjaka kosa i Akaza, zanak’i Joatama mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-17 nanjakan’i Peka zanakalahin’i Remalià tamin’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Ahaza zanakalahin’i Jôtama.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona fahafito ambin'ny folo nanjakan'i Peka, zanak'i Remalia, no vao nanjakan'i Ahaza, zanak'i Jotama, mpanjakan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahafito amby folo nanjakan’i Peka, zanak’i Remalia, no nanomboka nanjaka i Ahaza, zanak’i Jotama, mpanjakan’ny Joda.
malagasy
[Ny nanjakan'i Ahaza tamin'ny Joda] Tamin'ny taona fahafito ambin'ny folo nanjakan'i Peka, zanak'i Remalia, no vao nanjakan'i Ahaza, zanak'i Jotama, mpanjakan'ny Joda.