2 Kings 16:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha i Ahaza mpanjaka hitsena an’i Tiglato-Pilesera, mpanjakan’i Asiria, any Damaskosy. Nony nahita ny alitara tao Damaskosy izy dia nampitondra ny mariky ny alitara sy ny sariny araka ny fombany rehetra ho any amin’i Oria mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankany Damasa i Akaza mpanjaka hitsena an’i Teglaty-Falasara mpanjakan’i Asiria. Nony nahita ity ôtely tao Damasa i Akaza mpanjaka, dia nampitondra ny môdelin’ny ôtely sy ny toetr’endriny araka izay nahavitana azy manontolo ho an’i Oriasa mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankany Damasy i Ahaza mpanjaka mba hihaona amin’i Tiglato-Pilesera mpanjakan’i Asiria. Nony nahita ny alitaran ’ilay tempolin’i Damasy izy, dia nandefa ny sariny mbamin’ny drafitra antsipiriany rehetra tamin’i Orià mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha Ahaza mpanjaka hitsena an'i Tiglato-pilesera, mpanjakan'i Asyria, any Damaskosy; ary nony nahita ny alitara tao Damaskosy izy, dia nampitondra ny mariky ny alitara sy ny sariny araka ny fombany rehetra ho any amin'i Oria mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha i Ahaza mpanjaka hitsena an’i Tiglato-Pilesera, mpanjakan’i Asiria, any Damaskosy. Nony nahita ny alitara tao Damaskosy izy dia nampitondra ny mariky ny alitara sy ny sariny araka ny fombany rehetra ho any amin’i Oria mpisorona.
malagasy