2 Kings 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao alitara i Oria mpisorona. Araka ny marika rehetra nampitondrain’i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy no nanaovan’i Oria mpisorona azy mandra-piavin’i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka naorin’i Oriasa mpisorona ny ôtely, ary nataon’i Oriasa mpisorona mitovy indrindra amin’ny môdely nampitondrain’i Akaza mpanjaka, avy any Damasa, nataony vita mandra-pahatongan’i mpanjaka avy any Damasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao alitara vaovao i Orià, araka ny toromarika rehetra nampitondrain’i Ahaza mpanjaka azy avy tany Damasy; ary izany dia ho vonona alohan’ny hiverenan’i Ahaza avy any Damasy.
Malagasy Bible 1865
Ary Oria mpisorona dia nanao alitara: araka ny marika rehetra nampitondrain'i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy no nanaovan'i Oria mpisorona azy mandra-pihavin'i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao alitara i Oria mpisorona. Araka ny marika rehetra nampitondrain’i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy no nanaovan’i Oria mpisorona azy mandra-piavin’i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy.
malagasy
Ary Oria mpisorona dia nanao alitara: araka ny marika rehetra nampitondrain'i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy no nanaovan'i Oria mpisorona azy mandra-pihavin'i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy.