2 Kings 16:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga avy tany Damaskosy ny mpanjaka dia nahita ny alitara, dia nanatona ny alitara ka niakatra teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga avy any Damasa ny mpanjaka, dia nahita ny ôtely. Nanatona ny ôtely ny mpanjaka dia niakatra teo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tafaverina ny mpanjaka, dia nahita ny alitara ka nanatona
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga avy tany Damaskosy ny mpanjaka, dia nandeha nizaha azy izy ary nanatona ka nanatitra fanatitra teo amboniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga avy tany Damaskosy ny mpanjaka dia nahita ny alitara, dia nanatona ny alitara ka niakatra teo.
malagasy
Ary nony tonga avy tany Damaskosy ny mpanjaka, dia nandeha nizaha azy izy ary nanatona ka nanatitra fanatitra teo amboniny.