2 Kings 16:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandoro ny fanatiny dorana manontolo sy ny fanatiny avy amin’ny zavamaniry teo izy sady nampidina ny fanatiny aidina no namafy ny ran’ny fanati-pihavanany tamin’ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nodorany teo ny sorona dorany sy ny fanatiny, nararany ny fanatiny araraka, ary naidiny teo ambonin’ny ôtely ny ran’ny sorom-pihavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanolotra sorona dorana manontolo teo miaraka amin’ny fanatitra lafarinina sy divay; ary nararany teo ambonin’ny alitara ny ran’ny sorom-pihavanany.
Malagasy Bible 1865
Ary nandoro ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hohaniny teo izy ary nanidina ny fanatitra aidiny sady nanopy ny ran'ny fanati-pihavanany tamin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandoro ny fanatiny dorana manontolo sy ny fanatiny avy amin’ny zavamaniry teo izy sady nampidina ny fanatiny aidina no namafy ny ran’ny fanati-pihavanany tamin’ny alitara.
malagasy
Ary nandoro ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hohaniny teo izy ary nanidina ny fanatitra aidiny sady nanopy ny ran'ny fanati-pihavanany tamin'ny alitara.