2 Kings 16:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Fialofana tamin’ny Sabata, izay natao teo akaikin’ny trano, sy ny fidirana ivelany izay an’ny mpanjaka, dia nafindrany ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO noho ny tahony ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nafindrany toerana tao an-tranon’i Iaveh ny trano hevan-tsabata naorina tao amin’ny trano, mbamin’ny fidiran’ny mpanjaka teo ivelany, noho ny henany ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba hahafaly ny mpanjakan’i Asiria, dia nofoanan’i Ahaza ny «alo-baravaran- tsabata », izay naorina tao an-tranon’ny TOMPO, sy ny «Fidiran’ny Mpanjaka» izay tany ivelany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fialofana tamin'ny Sabata, izay natao teo akaikin'ny trano, sy ny fidirana ivelany izay an'ny mpanjaka, dia nafindrany ho ao an-tranon'i Jehovah noho ny tahony ny mpanjakan'i Asyria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Fialofana tamin’ny Sabata, izay natao teo akaikin’ny trano, sy ny fidirana ivelany izay an’ny mpanjaka, dia nafindrany ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO noho ny tahony ny mpanjakan’i Asiria.
malagasy
Ary ny Fialofana tamin'ny Sabata, izay natao teo akaikin'ny trano, sy ny fidirana ivelany izay an'ny mpanjaka, dia nafindrany ho ao an-tranon'i Jehovah noho ny tahony ny mpanjakan'i Asyria.