2 Kings 16:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roapolo taona i Ahaza, raha nanomboka nanjaka, ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Tsy nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO Andriamaniny tahaka ny nataon’i Davida rainy izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roapolo taona i Akaza fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany tao Jerosalema. Tsy mba nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh Andriamaniny tahaka an’i Davida rainy izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno roapolo taona izy fony vao nanjaka; ary naharitra 12 taona no nanjakany tao Jerosalema. Nefa tsy nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO Andriamaniny tahaka ny nataon’i Davida razambeny izy;
Malagasy Bible 1865
Roa-polo taona Ahaza, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah Andriamaniny tahaka ny nataon'i Davida rainy izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roapolo taona i Ahaza, raha nanomboka nanjaka, ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Tsy nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO Andriamaniny tahaka ny nataon’i Davida rainy izy
malagasy