2 Kings 16:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Ahaza dia nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. Ary i Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Akaza, ka nalevina ao an-tanànan’i Davida ao amin’ny razany. I Ekeziasa zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Ahaza, dia nalevina tao amin’ny fasam-pianakaviany tao an- tanànan’i Davida; ary i Hezekià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Ahaza lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Hezekia zanany nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Ahaza dia nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. Ary i Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Ahaza lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Hezekia zanany nanjaka nandimby azy.