2 Kings 16:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nandeha tamin’ny lalan’ireo mpanjakan’ny Israely; eny, ny zanany lahy aza dia nampamakivakiny ny afo, araka ny fahavetavetan’ny Jentilisa izay noroahin’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nandeha tamin’ny lalan’ny mpanjakan’i Israely; ny zanany lahy aza, nampamakiany ny afo, araka ny fahavetavetan’ireo firenena noroahin’i Iaveh teo anoloan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny toetran’ireo mpanjakan’i Israely no narahiny. Ka nanao sorona ilay zanany lahy aza izy, araka ny fomba maharikoriko fanaon’ny hafa firenena izay noroahin’ny TOMPO teo anoloan’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
fa nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely izy; eny, ny zananilahy aza dia nampamakiny ny afo, araka ny fahavetavetan'ny jentilisa izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nandeha tamin’ny lalan’ireo mpanjakan’ny Israely; eny, ny zanany lahy aza dia nampamakivakiny ny afo, araka ny fahavetavetan’ny Jentilisa* izay noroahin’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely.
malagasy
fa nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely izy; eny, ny zananilahy aza dia nampamakiny ny afo, araka ny fahavetavetan'ny jentilisa izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'Isiraely.