2 Kings 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namono zavatra ho fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona sy teny amin’ny havoana ary teny ambanin’ny hazo maitso rehetra koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaterany sorona aman-java-manitra avokoa teny amin’ny fitoerana avo sy teny amin’ny havoana ary teny ambany hazo maitso rehetra teny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanolotra sorona biby sy nandoro azy hanetona teny amin’ny toeram-panasinana izy ary koa teny amin’ny havoana sy teny ambany hazo maitso midoroboka rehetra teny.
Malagasy Bible 1865
Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo sy teny amin'ny havoana ary teny ambanin'ny hazo maitso rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namono zavatra ho fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona sy teny amin’ny havoana ary teny ambanin’ny hazo maitso rehetra koa.
malagasy
Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo sy teny amin'ny havoana ary teny ambanin'ny hazo maitso rehetra.