2 Kings 16:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nalain’i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena izay hita tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy tao amin’ny efitrano fitahirizana ao amin’ny tranon’ny mpanjaka dia nampanateriny ho fanomezana ho an’ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalain’i Akaza ny volafotsy sy volamena hita tao an-tranon’i Iaveh, sy tao amin’ny rakitry ny tranon’ny mpanjaka, nampitondrainy ho fanomezana ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka izay volafotsy sy volamena hitany tao an- tranon’ny TOMPO sy tao amin’ny tahirin-dapa i Ahaza ka nandefa izany ho fanomezana ho an’ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy Bible 1865
Ary nalain'i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena izay hita tao an-tranon'i Jehovah sy tao amin'ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka, dia nampanateriny ho fanomezana ho an'ny mpanjakan'i Asyria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary nalain'i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena izay hita tao an-tranon'i Jehovah sy tao amin'ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka, dia nampanateriny ho fanomezana ho an'ny mpanjakan'i Asyria.