2 Kings 17:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanangana tsangambaton-tsampy sy tsangankazon-tsampy ho an’ny Aseraha teny amin’ny vohitra avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo maitso rehetra izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiany tsangam-bato sy aseraha avokoa teny amin’ny havoana rehetra sy teny ambany hazo maitso rehetra teny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nananganany tsangambaton-tsampy sy tsatokazo fanajana an’i Aserà teny an-tampon-kavoana nisy hazo midoroboka maitso rehetra teny;
Malagasy Bible 1865
Ary nanangana tsangam-bato-tsampy sy Aseraha ho azy teny amin'ny tendrombohitra avo rehetra sy teny ambanin'ny hazo maitso rehetra izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanangana tsangambaton-tsampy sy tsangankazon-tsampy ho an’ny Aseraha* teny amin’ny vohitra avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo maitso rehetra izy,
malagasy
Ary nanangana tsangam-bato-tsampy sy Aseraha ho azy teny amin'ny tendrombohitra avo rehetra sy teny ambanin'ny hazo maitso rehetra izy;