2 Kings 17:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona rehetra, tahaka ny nataon’ny Jentilisa izay noroahin’NY TOMPO tsy ho eo anoloany, sady nanao zavatra ratsy ka nahatezitra NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia teny izy no nandoro zava-manitra amin’ny fitoerana avo rehetra, toy ny firenena izay nataon’i Iaveh babo teo anoloan’izy ireo, ary nanao zava-dratsy nampahatezitra an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nandoro sorona hanetona teny amin’ny toeram-panasinana rehetra koa izy tahaka ny nataon’ireo hafa firenena izay noroahin’ny TOMPO tsy ho eo anoloany. Nahavita zava-dratsy tokoa ny Israelita, hany ka nampahatezitra ny TOMPO:
Malagasy Bible 1865
ary nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo rehetra izy, tahaka ny nataon'ny jentilisa izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloany, sady nanao zavatra ratsy ka nampahatezitra an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona rehetra, tahaka ny nataon’ny Jentilisa izay noroahin’NY TOMPO tsy ho eo anoloany, sady nanao zavatra ratsy ka nahatezitra NY TOMPO,
malagasy