2 Kings 17:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nanompo ny sampy izay nandraran’NY TOMPO azy hoe: Aza manao izany zavatra izany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nanompo sampy izy ireo, nefa izany no nilazan’i Iaveh taminy hoe: «Aza manao izany ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanompo sampy izy na dia efa noraran’ny TOMPO tsy hanao izany aza.
Malagasy Bible 1865
Fa nanompo sampy, izay nandraran'i Jehovah azy hoe: Aza manao izany zavatra izany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nanompo ny sampy izay nandraran’NY TOMPO azy hoe: Aza manao izany zavatra izany ianareo.
malagasy
Fa nanompo sampy, izay nandraran'i Jehovah azy hoe: Aza manao izany zavatra izany ianareo.