2 Kings 17:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy nihaino izy fa nanamafy ny hatony, tahaka ny razany izay tsy nino NY TOMPO Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy nihaino izany izy ireo, fa nanamafy ny hatony, toy ny razany izay tsy nino an’i Iaveh Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tsy nihaino izany izy roa tonta fa nanamafy hatoka tahaka ireo razany izay tsy nino ny TOMPO Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy nihaino izy, fa nanamafy ny hatony, tahaka ny razany, izay tsy nino an'i Jehovah Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy nihaino izy fa nanamafy ny hatony, tahaka ny razany izay tsy nino NY TOMPO Andriamaniny.
malagasy
Kanefa tsy nihaino izy, fa nanamafy ny hatony, tahaka ny razany, izay tsy nino an'i Jehovah Andriamaniny.