2 Kings 17:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra indrindra tamin’ny Israely NY TOMPO ka noesoriny tsy ho eo imasony izy ary tsy nisy tavela afa-tsy ny fokon’i Joda ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tezitra indrindra tamin’i Israely i Iaveh, ka noesoriny tsy ho eo imasony izy. Ny fokon’i Jodà irery no sisa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia vinitra tamin’ny Israelita ny TOMPO ka nanaisotra azy tsy ho hitan’ny masony. Ny fokon’i Joda ihany no sisa tafajanona.
Malagasy Bible 1865
Koa dia tezitra indrindra tamin'ny Isiraely Jehovah, dia nesoriny tsy ho eo imasony izy, ka tsy nisy sisa afa-tsy ny firenen'i Joda ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra indrindra tamin’ny Israely NY TOMPO ka noesoriny tsy ho eo imasony izy ary tsy nisy tavela afa-tsy ny fokon’i Joda ihany.
malagasy
Koa dia tezitra indrindra tamin'ny Isiraely Jehovah, dia nesoriny tsy ho eo imasony izy, ka tsy nisy sisa afa-tsy ny firenen'i Joda ihany.