2 Kings 17:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na ny Joda koa aza dia tsy mba nitandrina ny didin’NY TOMPO Andriamaniny fa nandeha araka izay rehetra nataon’ny Israely koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary na i Jodà indray aza, tsy dia nitandrina ny didin’i Iaveh Andriamaniny, fa nanaraka ny fombam-pivavahana noforonin’i Israely ihany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia i Joda koa aza tsy nitandrina ny didin’ny TOMPO Andriamaniny, fa nanaraka ny fomba najoron’ny Israelita tavaratra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Joda koa aza tsy mba nitandrina ny didin'i Jehovah Andriamaniny, fa nandeha araka izay rehetra nataon'ny Isiraely koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na ny Joda koa aza dia tsy mba nitandrina ny didin’NY TOMPO Andriamaniny fa nandeha araka izay rehetra nataon’ny Israely koa.
malagasy
Ary ny Joda koa aza tsy mba nitandrina ny didin'i Jehovah Andriamaniny, fa nandeha araka izay rehetra nataon'ny Isiraely koa.