2 Kings 17:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, nefa tsy dia tahaka ny nataon’ireo mpanjakan’ny Israely teo alohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh izy, saingy tsy dia tahaka ireo mpanjakan’i Israely talohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy nefa tsy dia tahaka ny nataon’ireo mpanjakan’i Israely talohany.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, nefa tsy dia tahaka ny nataon'ny mpanjakan'ny Isiraely teo alohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, nefa tsy dia tahaka ny nataon’ireo mpanjakan’ny Israely teo alohany.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, nefa tsy dia tahaka ny nataon'ny mpanjakan'ny Isiraely teo alohany.