2 Kings 17:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia narian’NY TOMPO ny taranak’Israely rehetra ka nampahoriny sy natolony ho eo an-tanan’ny mpamabo azy mandra-panaisony azy tsy ho eo imasony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia narian’i Iaveh avokoa ny taranak’i Israely; nampahoriny sy natolony teo an-tanan’ny mpamabo izy ireo, mandra-pandroaka azy lavitra ny Tavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nandavan’ny TOMPO ny taranak’i Israely rehetra ka nampahoriny azy sy nanolorany azy ho eo an-tanan’ny mpandroba ary farany hanesorany azy ho lavitra ny fanatrehany.
Malagasy Bible 1865
Dia narian'i Jehovah ny taranak'Isiraely rehetra ka nampahoriny sy natolony ho eo an-tànan'ny mpamabo azy mandra-panaisony azy tsy ho eo imasony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia narian’NY TOMPO ny taranak’Israely rehetra ka nampahoriny sy natolony ho eo an-tanan’ny mpamabo azy mandra-panaisony azy tsy ho eo imasony.
malagasy
Dia narian'i Jehovah ny taranak'Isiraely rehetra ka nampahoriny sy natolony ho eo an-tànan'ny mpamabo azy mandra-panaisony azy tsy ho eo imasony.