2 Kings 17:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nendahany niala tamin’ny taranak’i Davida ny Israely; ary ny olona no nampanjaka an’i Jeroboama, zanak’i Nebata, nefa i Jeroboama dia nampiala ny Israely tsy hanaraka NY TOMPO ka nampanao fahotana be azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria niendaka niala tamin’ny fianakavian’i Davida i Israely, fa nanangana an’i Jerôbôama zanak’i Nabata ho mpanjaka, ary i Jerôbôama nampiala an’i Israely tamin’i Iaveh sy nampanao fahotana lehibe azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nendahan’ny TOMPO tamin’ny fianakavian’i Davida i Israely, dia natsangany ho mpanjaka i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata izay nampiala an’i Israely avaratra tamin’ny TOMPO sy nitarika azy tamin’ny fahotana lehibe.
Malagasy Bible 1865
Fa nendahany niala tamin'ny taranak'i Davida ny Isiraely; ary ny olona nampanjaka an'i Jeroboama, zanak'i Nebata; ary Jeroboama dia nampiala ny Isiraely tsy hanaraka an'i Jehovah ka nampanota azy indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nendahany niala tamin’ny taranak’i Davida ny Israely; ary ny olona no nampanjaka an’i Jeroboama, zanak’i Nebata, nefa i Jeroboama dia nampiala ny Israely tsy hanaraka NY TOMPO ka nampanao fahotana be azy.
malagasy