2 Kings 17:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nandeha tamin’ny fahotana rehetra nataon’i Jeroboama ny Zanak’Israely fa tsy niala tamin’izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nandroso tamin’ny fahotana rehetra nataon’i Jerôbôama ny zanak’i Israely, fa tsy niala tamin’izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nizoran’ny Israelita hatrany fa tsy nialany akory ny fahotana rehetra izay nataon’i Jerôbohama.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nandeha tamin'ny fahotana rehetra nataon'i Jeroboama, fa tsy niala tamin'izany izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nandeha tamin’ny fahotana rehetra nataon’i Jeroboama ny Zanak’Israely fa tsy niala tamin’izany,
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely nandeha tamin'ny fahotana rehetra nataon'i Jeroboama, fa tsy niala tamin'izany izy