2 Kings 17:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga ny mpisorona iray avy tamin’izay noentiny ho babo avy tany Samaria ka nonina tao Betela dia nampianatra azy izay fahatahorana NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga ny anankiray amin’ireo mpisorona, nentin-ko babo avy any Samaria, ka nonina tao Betela, sy nampianatra azy ireo ny tsy maintsy ataony hanajany an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nahatonga ny mpisorona voasesitany iray avy tany Samaria honina tao Betela ka nampianatra ny mponina ny fomba fanajana ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga ny mpisorona anankiray avy tamin'izay efa nentiny ho babo avy tany Samaria ka nonina tao Betela, dia nampianatra azy izay fahatahorana an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga ny mpisorona iray avy tamin’izay noentiny ho babo avy tany Samaria ka nonina tao Betela dia nampianatra azy izay fahatahorana NY TOMPO.
malagasy
Dia tonga ny mpisorona anankiray avy tamin'izay efa nentiny ho babo avy tany Samaria ka nonina tao Betela, dia nampianatra azy izay fahatahorana an'i Jehovah.