2 Kings 17:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny olona avy any Babilona dia nanao an’i Sokota-Benota; ny olona avy any Kota dia nanao an’i Nergala; ny olona avy any Hamata nanao an’i Asima;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona avy any Babilôna nanao an’i Sokôta-Benôta, ny olona avy any Kota nanao an’i Nergela, ny olona avy any Emata nanao an’i Asimà;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny olona avy any Babilôna dia nanao sarivongan’i Sokôta-Benôta; ny avy any Kota nanao sarivongan’i Nergala; ny avy any Hamata nanao sarivongan’i Asimà;
Malagasy Bible 1865
Koa ny olona avy any Babylona dia nanao an'i Sokota-benota; ary ny olona avy any Kota nanao an'i Nergala; ary ny olona avy any Hamata nanao an'i Asima;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny olona avy any Babilona dia nanao an’i Sokota-Benota; ny olona avy any Kota dia nanao an’i Nergala; ny olona avy any Hamata nanao an’i Asima;
malagasy
Koa ny olona avy any Babylona dia nanao an'i Sokota-benota; ary ny olona avy any Kota nanao an'i Nergala; ary ny olona avy any Hamata nanao an'i Asima;