2 Kings 17:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny Avita nanao an’i Nibaza sy i Tartaka; ny Sefarvita dia nandoro ny zanany tamin’ny afo ho an’i Adrameleka sy i Anameleka, andriamanitr’i Sefarvaima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na any Avah, nanao an’i Nebahaza sy i Tartàka, ny avy any Sefarvaima nandoro ny zanany tamin’ny afo ho fanajana an’i Adrameleka sy i Anameleka andriamanitr’i Sefarvaima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny Havita nanao sarivongan’i Nibihaza sy i Tartàka; ny olona avy any Sefarvaîma aza nanolotra ny zanany ho sorona dorana tamin’i Adramelèka sy Hanamelèka andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
ary ny Avita nanao an'i Nibaza sy Tartaka; ary ny Sefarvita nandoro ny zanany tamin'ny afo ho an'i Adrameleka Anameleka, andriamanitr'i Sefarvaima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny Avita nanao an’i Nibaza sy i Tartaka; ny Sefarvita dia nandoro ny zanany tamin’ny afo ho an’i Adrameleka sy i Anameleka, andriamanitr’i Sefarvaima.
malagasy
ary ny Avita nanao an'i Nibaza sy Tartaka; ary ny Sefarvita nandoro ny zanany tamin'ny afo ho an'i Adrameleka Anameleka, andriamanitr'i Sefarvaima.