2 Kings 17:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO dia natahorany ihany, kanefa mbola nanompo ny andriamaniny avy koa izy araka ny fanaon’ny firenena izay nanalana azy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa araka izany, dia sady nanaja an’i Iaveh izy ireo, no nanompo ny andriamaniny, araka ny fanaon’ny firenena nangalana azy avy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa sady nanaja ny TOMPO izy no mbola nanompo ny andriamaniny avy ihany koa araka ny fomba fanaon’ny firenena niaviany avy.
Malagasy Bible 1865
Jehovah dia natahorany ihany, kanefa mbola nanompo ny andriamaniny avy koa izy araka ny fanaon'ny firenena izay efa nangalana azy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO dia natahorany ihany, kanefa mbola nanompo ny andriamaniny avy koa izy araka ny fanaon’ny firenena izay nanalana azy avy.
malagasy
Jehovah dia natahorany ihany, kanefa mbola nanompo ny andriamaniny avy koa izy araka ny fanaon'ny firenena izay efa nangalana azy avy.