2 Kings 17:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nanaovany fanekena sy nomeny didy hoe: Aza matahotra izay andriamanitra hafa, na miankohoka eo anatrehany, na manompo azy, na mamono zavatra ho fanatitra ho azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady nanaovan’i Iaveh fanekem-pihavanana izy ireo, nomeny didy hoe: «Aza matahotra andriamani-kafa na miankohoka eo anatrehany, na manompo ireny, na manatitra sorona amin’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nanao fanekempihavanana taminy manko ny TOMPO, dia nanome azy izao didy izao hoe: Aza manaja ny andriamani-kafa; aza miankohoka aminy ary aza manompo azy na manao sorona aminy.
Malagasy Bible 1865
Sady nanaovany fanekena sy nodidiany hoe: Aza matahotra izay andriamani-kafa, na miankohoka eo anatrehany, na manompo azy, na namono zavatra hatao fanaritra ho azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nanaovany fanekena sy nomeny didy hoe: Aza matahotra izay andriamanitra hafa, na miankohoka eo anatrehany, na manompo azy, na mamono zavatra ho fanatitra ho azy;
malagasy
Sady nanaovany fanekena sy nodidiany hoe: Aza matahotra izay andriamani-kafa, na miankohoka eo anatrehany, na manompo azy, na namono zavatra hatao fanaritra ho azy;