2 Kings 17:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa NY TOMPO, izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta tamin’ny hery lehibe sy ny sandry natsotra, dia aoka Izy ihany no hatahoranareo, ary ho eo anatrehany no hiankohofanareo, ary ho Azy no hamonoanareo zavatra ho fanatitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh Andriamanitrareo izay nitondra anareo niakatra avy any amin’ny tany Ejipta, tamim-pahefana lehibe sy tamin-tsandry nahinjitra, Izy no atahory, eo anatrehany no iankohofy, ary Izy no anatero sorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPO Izay nitondra anao niala tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamim-pahefana tsy hay tohaina no hany hohajainareo sy hiankohofanareo ary hanoloranareo sorona.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta tamin'ny hery lehibe sy ny sandry nahinjitra, dia aoka Izy ihany no hatahoranareo, ary ho eo anatrehany no hiankohofanareo, ary ho Azy no hamonoanareo zavatra hatao fanatitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa NY TOMPO, izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta tamin’ny hery lehibe sy ny sandry natsotra, dia aoka Izy ihany no hatahoranareo, ary ho eo anatrehany no hiankohofanareo, ary ho Azy no hamonoanareo zavatra ho fanatitra;
malagasy