2 Kings 17:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny didy sy ny fitsipika sy ny lalàna ary ny teny izay nosoratany ho anareo no aoka hotandremanareo hatao mandrakariva; aza matahotra izay andriamanitra hafa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo ny didy amam-pitsipiny, mbamin’ny lalàny aman-didy nosoratany ho anareo, araho mandrakariva izany, ary aza matahotra andriamani-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary aoka hotandremanareo isan’andro ny didy sy ny lalàna ary ny didy izay nosoratany ho anareo; aza manaja ny andriamani-kafa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny didy sy ny fitsipika sy ny lalàna ary ny teny izay nosoratany ho anareo no aoka hotandremanareo hatao mandrakariva; ary aza matahotra izay andriamani-kafa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny didy sy ny fitsipika sy ny lalàna ary ny teny izay nosoratany ho anareo no aoka hotandremanareo hatao mandrakariva; aza matahotra izay andriamanitra hafa;
malagasy
Ary ny didy sy ny fitsipika sy ny lalàna ary ny teny izay nosoratany ho anareo no aoka hotandremanareo hatao mandrakariva; ary aza matahotra izay andriamani-kafa;