2 Kings 17:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fanekena izay nataoko taminareo dia aza hadinoinareo; ary aza matahotra izay andriamanitra hafa ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manadino ny fanekem-pihavanana nataoko taminareo, ary aza matahotra andriamani-kafa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza hadinoina ny fanekempihavanana nataoko taminareo ary aza manaja ny andriamani-kafa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanekena izay nataoko taminareo dia aza hadinoinareo; ary aza matahotra izay andriamani-kafa ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fanekena izay nataoko taminareo dia aza hadinoinareo; ary aza matahotra izay andriamanitra hafa ianareo;
malagasy
Ary ny fanekena izay nataoko taminareo dia aza hadinoinareo; ary aza matahotra izay andriamani-kafa ianareo;