2 Kings 17:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa NY TOMPO Andriamanitrareo no aoka hatahoranareo; dia Izy no hamonjy anareo amin’ny tanan’ny fahavalonareo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa i Iaveh Andriamanitrareo no atahory, dia hamonjy anareo amin’ny tanan’ny fahavalonareo rehetra Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho TOMPO Andriamanitrareo no aoka hohajainareo, fa Izaho ihany no mahavonjy anareo amin’ny fahavalonareo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah Andriamanitrareo no aoka hatahoranareo; dia Izy no hamonjy anareo amin'ny tanan'ny fahavalonareo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa NY TOMPO Andriamanitrareo no aoka hatahoranareo; dia Izy no hamonjy anareo amin’ny tanan’ny fahavalonareo rehetra.
malagasy
Fa Jehovah Andriamanitrareo no aoka hatahoranareo; dia Izy no hamonjy anareo amin'ny tanan'ny fahavalonareo rehetra.