2 Kings 17:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nety nihaino izy fa nanao tahaka ny fanaony taloha ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nanaiky izany anefa izy ireo; fa ny fombany taloha ihany no narahiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa ireo olona ireo tsy nety nihaino fa mbola nanohy ny fomba fanao taloha ihany.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nety nihaino izy, fa nanao tahaka ny fanaony taloha ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nety nihaino izy fa nanao tahaka ny fanaony taloha ihany.
malagasy
Nefa tsy nety nihaino izy, fa nanao tahaka ny fanaony taloha ihany.Ka dia natahotra an'i Jehovah ihany ireo firenena ireo, kanefa nanompo ny sarin-javatra voasokitra izy hatramin'ny zanany sy ny zafiny koa aza; tahaka ny fanaon'ny razany ihany no nataon'ireny mandraka androany.