2 Kings 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo dia niakatra izy ka nanenika ny tany; niakatra tany Samaria izy ka nanao fahirano azy nandritra ny telo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notetezin’ny mpanjakan’i Asiria avokoa ny tany, dia niakatra hamely an’i Samaria izy, ka nanao fahirano azy telo taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nidirany an-kery ny tany ary nataony fahirano i Samaria nandritra ny telo taona.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra ny mpanjakan'i Asyria ka nanenika ny tany; ary niakatra tany Samaria izy ka nanao fahirano azy telo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo dia niakatra izy ka nanenika ny tany; niakatra tany Samaria izy ka nanao fahirano azy nandritra ny telo taona.
malagasy
Dia niakatra ny mpanjakan'i Asyria ka nanenika ny tany; ary niakatra tany Samaria izy ka nanao fahirano azy telo taona.