2 Kings 17:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha araka ny fanaon’ny Jentilisa izay noroahin’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely izy, sy araka izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Narahin’izy ireo ny fombam-pivavahan’ireo firenena izay noroahin’i Iaveh teo anoloan’ny zanak’i Israely, sy ny fomba noforonin’ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanaraka ny fanaon’ny hafa firenena izay efa noroahin’ny TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Israelita ary koa nanaraka ny fomba noforonin’ireo mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
ka nandeha araka ny fanaon'ny jentilisa izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'Isiraely sy araka ny didy izay nataon'ny mpanjakan'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha araka ny fanaon’ny Jentilisa* izay noroahin’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely izy, sy araka izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely.
malagasy
ka nandeha araka ny fanaon'ny jentilisa izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'Isiraely sy araka ny didy izay nataon'ny mpanjakan'ny Isiraely.