2 Kings 18:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea, zanak’i Elaha, mpanjakan’ny Israely, no nanomboka nanjaka i Hezekia, zanak’i Ahaza, mpanjakan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Osea, zanak’i Elà mpanjakan’i Israely, no vao nanjaka kosa i Ezekiasa zanak’i Akaza mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hôsea zanakalahin’i Elà tamin’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Hezekià zanakalahin’i Ahaza.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Hosea, zanak'i Elaha, mpanjakan'ny Isiraely, no vao nanjakan'i Hezekia, zanak'i Ahaza, mpanjakan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea, zanak’i Elaha, mpanjakan’ny Israely, no nanomboka nanjaka i Hezekia, zanak’i Ahaza, mpanjakan’ny Joda.
malagasy
[Ny niandohan'ny nanjakan'i Hezekia, sy ny naharavan'ny fanjakan'ny Isiraely] Ary tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Hosea, zanak'i Elaha, mpanjakan'ny Isiraely, no vao nanjakan'i Hezekia, zanak'i Ahaza, mpanjakan'ny Joda.