2 Kings 18:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tapitra ny telo taona dia azon’ireo ny tanàna. Tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Hezekia, izay taona fahasivy nanjakan’i Hosea, mpanjakan’ny Israely, no nahazoany an’i Samaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka telo taona, dia afany ny tanàna, dia tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Ezekiasa, izay taona fahasivy nanjakan’i Osea, mpanjakan’i Israely, no nahafahana an’i Samaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azon’ny Asirianina ny tanàna nony afaka telo taona, izany hoe tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Hezekià na tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Hôsea.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tapitra ny telo taona, dia afak'ireo ny tanàna; dia tamin'ny taona fahenina nanjakan'i Hezekia, izay taona fahasivy nanjakan'i Hosea, mpanjakan'ny Isiraely, no nahafahana an'i Samaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tapitra ny telo taona dia azon’ireo ny tanàna. Tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Hezekia, izay taona fahasivy nanjakan’i Hosea, mpanjakan’ny Israely, no nahazoany an’i Samaria.
malagasy
Ary nony tapitra ny telo taona, dia afak'ireo ny tanàna; dia tamin'ny taona fahenina nanjakan'i Hezekia, izay taona fahasivy nanjakan'i Hosea, mpanjakan'ny Isiraely, no nahafahana an'i Samaria.