2 Kings 18:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa ny Israely ho babo tany Asiria ny mpanjakan’i Asiria ka nametraka azy tao Hala sy teo amoron’i Habora, onin’i Gozana, ary teny amin’ny tanànan’ny Mediana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentin’ny mpanjakan’i Asiria ho babo tany Asiria i Israely, ka namponeniny tao Halà, teo amoron’i Habôra, onin’i Gôsàna, ary teny amin’ny tanànan’i Meda,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nentin’ny mpanjakan’i Asiria ho babo tany Asiria ny Israelita ka napetrany tao amin’i faritr’i Halà sy tao Gôzàna teo amoron’ny ony Habôra ary tao amin’ireo tanànan’i Media.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'i Asyria nitondra ny Isiraely ho babo tany Asyria ka nametraka azy tao Hala sy teo amoron'i Habora, onin'i Gozana, ary teny amin'ny tanànan'ny Mediana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa ny Israely ho babo tany Asiria ny mpanjakan’i Asiria ka nametraka azy tao Hala sy teo amoron’i Habora, onin’i Gozana, ary teny amin’ny tanànan’ny Mediana,
malagasy
Ary ny mpanjakan'i Asyria nitondra ny Isiraely ho babo tany Asyria ka nametraka azy tao Hala sy teo amoron'i Habora, onin'i Gozana, ary teny amin'ny tanànan'ny Mediana,