2 Kings 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsy nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamaniny izy fa nivadika ny fanekeny, dia izay rehetra nandidian’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO; eny, tsy nihaino na nankatò izany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy nihaino ny feon’i Iaveh Andriamaniny izy, fa nivadika ny fanekeny, ary tsy misy nohenoiny na narahiny izay rehetra nodidian’i Môizy mpanompon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga izany rehetra izany noho ny tsy nihainoan’ny Israelita ny feon’ny TOMPO Andriamaniny ary noho ny nivadihany tamin’ny fanekempihavanana; tsy nohenoiny sady tsy nampihariny manko ny didy rehetra izay nampitain’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Satria tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamaniny izy, fa nivadika ny fanekeny, dia izay rehetra nandidian'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, ka tsy nihaino na nankato izany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsy nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamaniny izy fa nivadika ny fanekeny, dia izay rehetra nandidian’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO; eny, tsy nihaino na nankatò izany izy.
malagasy
Satria tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamaniny izy, fa nivadika ny fanekeny, dia izay rehetra nandidian'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, ka tsy nihaino na nankato izany izy.