2 Kings 18:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahefatra amby folo nanjakan’i Hezekia mpanjaka dia niakatra i Sankeriba, mpanjakan’i Asiria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Joda ka nahazo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-14 nanjakan’i Ezekiasa, dia niakatra hamely ny tanàna mimanda rehetra an’i Jodà, i Senakeriba mpanjakan’i Asiria, ka nahafaka an’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-14 nanjakan’i Hezekià no nahatongavan’i Saneherîba mpanjakan’i Asiria hanafika ny tanànamimanda rehetra tao amin’ny fanjakan’i Joda ka nahazoany ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahefatra ambin'ny folo nanjakan'i Hezekia mpanjaka dia niakatra Sankeriba, mpanjakan'i Asyria, hamely ny tanàna mimànda rehetra any Joda ka nahafaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahefatra amby folo nanjakan’i Hezekia mpanjaka dia niakatra i Sankeriba, mpanjakan’i Asiria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Joda ka nahazo azy.
malagasy
[Ny niadian'i Sankeriba tamin'i Hezekia] Ary tamin'ny taona fahefatra ambin'ny folo nanjakan'i Hezekia mpanjaka dia niakatra Sankeriba, mpanjakan'i Asyria, hamely ny tanàna mimànda rehetra any Joda ka nahafaka azy.