2 Kings 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Hezekia dia nanome azy ny volafotsy rehetra izay hita tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy tao amin’ny efitrano fitahirizana tao amin’ny tranon’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nomen’i Ezekiasa avokoa ny volafotsy hita tao an-tranon’i Iaveh, sy tao amin’ny rakitry ny tranon’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomen’i Hezekià azy ny volafotsy rehetra tao an- tranon’ny TOMPO sy tao amin’ny rakitry ny lapan’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Hezekia nanome azy ny volafotsy rehetra izay hita tao an-tranon'i Jehovah sy tao amin'ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Hezekia dia nanome azy ny volafotsy rehetra izay hita tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy tao amin’ny efitrano fitahirizana tao amin’ny tranon’ny mpanjaka.
malagasy
Ary Hezekia nanome azy ny volafotsy rehetra izay hita tao an-tranon'i Jehovah sy tao amin'ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka.